SAHIA MAKA TAHAKA NY TSARA (Ny_Vetso)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
31. Jolay

« Ny olona tsirairay dia samy mahita antony hanamarinana ny tenany. Fa ny fahendrena hitondrana ny fiainana dia tsy hita raha tsy avy any ivelany. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(31 .07. 15) 

(« L’homme trouve la raison en lui et la sagesse hors de lui. »   Victor HUGO)
--------
Rohy:
62 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116