TAFIO NY HATSARAM-PANAHY (Ny_Vetso)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
03 Septambra

?‍♀️??‍? « Ny hatsaram-panahy no toetra mendrika indrindra amin’izay mety ho soatoavina. Ny sasany matetika mandray izany ho fahosana ka mitakoritsika etsy, miafara hatramin’ny resadresa-pifosana. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(28.11.16) 

(“La gentillesse est la plus nobles des vertus. Mais le monde d’aujourd’hui en a fait qu’une faiblesse.”)
--------
Rohy:
28 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012