TANDREMO NY FONAO MIHOATRA NOHO IZAY… (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
27. Septambra?? « Sivy volana an-kibo no nikoloako ny fonao, ka tandremo tsy hisy haningotra azy, fa kajio sy lalao.
Sao segondra kely monja tsy hitandremanao no mety hahitana loza, handrotsahanao tomany. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(13.05.16)
(« J’ai mis neuf (9) mois pour façonner ton petit Cœur. Ne laisse personne le briser en quelques secondes. »)
--------
Rohy:
