TSY FAHARESENA AKORY NY FITONIANA (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
27. Jona?️✒️? « Raha am-pilaminana sy am-pitoniana no hanekenao ny faharesenao dia azo lazaina fa azonao ny fandresena.
Ianao ilay mahery indrindra satria nahay nizaka samy irery. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(21 .12. 14)
(« Accepter la défaite avec calme, c’est une grande force. » Hervé DESBOIS)
--------
Rohy:
