TSY MIANDRY TAMBINY NA VALINY (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
28. Septambra« Mba fantatrao ve hoe nahoana ireo manam-panahy no mijaly foana hatrany?
Satria izy ireo tsy mila tamby na miandry valiny akory, fa vonona hanome sy hizara hatrany hatrany izay tsara rehetra any aminy. Vitsy anefa no mahatsapa izany fiainany izany. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(13.05.16)
(« Vous savez pourquoi les meilleures personnes souffrent toujours ? Parce qu’elles sont toujours là pour tout donner sans rien attendre en retour…. Et ça, personne ne le voit. »)
--------
Rohy:
