Hevitra momba ny Ianao no anjarako

Hiverina amin'ny Ianao no anjarako
ikalavavy ( 09/07/2010 04:19)
aoka fotsiny e! tiako be, Felana ihany akia Tiana a! mankasitraka e!
petakasoa ( 09/07/2010 06:11)
Misaotra betsaka anao namaky sy nankasitraka. Efa azonao "ny anjara maminao " ary efa niantomboka ny "fara sy dimby" fa dia mirary ny soa rehetra ho anareo hatr@ farany ary tanteraha soa izay isan-taranaka irin'ny fonareo.

Manoroka mamy
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092