Hevitra momba ny Milalao afo
Hiverina amin'ny Milalao afo
tiarah (
02/02/2011 10:22)
Mahafatifaty nefa mampitaitaina inty fo kely miomana ny ho voaratra indray e!
Mankasitraka pissoa a!
Mankasitraka pissoa a!
pissoa (
04/02/2011 09:02)
Azafady, mampitaintaina hi hi hi.
hasiniony (
05/02/2011 10:38)
...
Misy hevitra ratovina
Misy zavatra tovozina
Ary noho ianao Poeta
dia misy foana ny hetaheta!
Misy hevitra ratovina
Misy zavatra tovozina
Ary noho ianao Poeta
dia misy foana ny hetaheta!
