Hevitra momba ny TSIARO ANAO

Hiverina amin'ny TSIARO ANAO
hery ( 10/10/2014 04:44)
Mba ahitsio dia ataovy manaraka tsipelina fa hafahafa be ny mamaky azy
Ianao no fanoratra fa tsy ianw
Satria fa tsy satri
tsy misy n mandeha irery izany ny teny gasy :-)
hery ( 10/10/2014 04:52)
Any iano izay any
Tsy tazako noho ny elanelan-tany
Tsy haiko na misaintsaina ny fahavoazako
Fa misy ranomasy mitady hijohy amin'ny tavako

Tahaka an'io ny andininy voalohany :-)
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0102