Hevitra momba ny ATAOKO AHOANA...
Hiverina amin'ny ATAOKO AHOANA...
pissoa (
27/03/2008 19:04)
Tsara !
Atao ahoana moa fa dia mamboly fandeferana vaovao indray hiatrehana izay ho avy manaraka :-P

sejianis (
31/03/2008 13:45)
Koa ataonao ahoana moa fa ario rehefa lo !
Sady ny lo foana matetika no vao maika manitsakitsaka sy mihambo!
Ary ny ma ndefitra foana dia folaka ny farany!
Ka rehefa voankazo tsy mamoa, atsipazo any anaty fako ho tsapany ny sahaza azy!
Masiaka aho kanefa efa teo amin'ny toeranao !!!