Hevitra momba ny Isaky ny misy tia

Hiverina amin'ny Isaky ny misy tia
sonwin ( 05/12/2004 16:56)
Anatra tsara ho an'ny sipa kely io ka
jeroma ( 06/12/2004 12:34)
Mba lalina indray izany R Jo ,(Bibilava - foza - tanana , izy daholo ve izany e )
Njaka
vetsoko ( 07/12/2004 17:32)
za koa anefa efa tia...
yonikafopl ( 15/12/2004 22:43)
ka ilay fitiavana ange ry RJO indraindray tsy hay tohaina fa tonga dia miboiboika e!! efa rendrika zay vao taitra,
nefa tsara ihany ilay anatra, tsara ho raisina sy ianarana.
Misaotra anao
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0167