Hevitra momba ny Namana vetso serasera (ny kanto, bichette, malalason)

Hiverina amin'ny Namana vetso serasera (ny kanto, bichette, malalason)
bichette ( 08/07/2004 10:19)
Dia tena tsara, mahafinaritra mihitsy ny tononkalonao
ary dia marina avokoa ny voalazanao.
Misaotra betsaka e !
Malalason ( 08/07/2004 10:31)
tsy misy fisaorana e misaotra antsika isika fa hono ho aho isika ve miaraka ao @ cyber @ ora mitovy sa ahoana fa vao lasa aho dia tonga koa nareo sao dia tokony hifanao fotoana?
R.JO
NyKanto ( 08/07/2004 10:41)
Malalason,
Novakiako, dia nodinihiko, ary nanakafiziko ary ankasitrahako ity tononkalon'ise ity satria marina avokoa ireo voambara sy navela teto ireo.
Ho ela velona anie ny "finamanana" mampiray antsika.
Ny Kanto.
Oully ( 21/07/2004 19:31)
Mankasitraka anareo!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009