Hevitra momba ny Noely fifaliana

Hiverina amin'ny Noely fifaliana
nyeja ( 05/12/2004 17:55)
tena mahafinaritra ilay tononkalo e sady mampihomehy ihany koa indrindra fa ilay hoe :

"Ireo mpanendaka aza
Mifaly ihany koa
Fa be no mety ho voa "
'(...)

Ny mpirevy tsy lazaina
Fa satriny aza fety foana .
Hisotroany ilay mafana
Hifalian’ireo akama
Ho fanalana sorisory

tsara e , hoy
Ny eja namanao
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1722