Hevitra momba ny Nitia aho...
Hiverina amin'ny Nitia aho...
tsikikely (
23/02/2005 13:07)
Nahafinaritra ahy ny namaky ny vetsonao dia noho izany nomeko isa dimy ianao, rahoviana indray ny manaraka no hivoaka.
Andriantsa (
05/11/2005 09:57)
Tsara be ilay tononkalonao fa ny hany soson-kevitro dia tsara raha iangaliana kokoa ny tsipelina amin'izay tena tsara ny asa soratrao. Mankasitraka anao
Andriantsa
Andriantsa
