Hevitra momba ny Amboara
Hiverina amin'ny Amboara
Zozoro (
17/09/2013 19:22)
"Moa ve ho tsiky miserana ihany ary ho segondran'ny fahasambarako
Ka hamerina ny androko lasa mirakitra irony tantarako ?
Moa ho bitsika malemilemy mikalon'ny hiran'ny foko
Fa toa tsapako manenika ahy ity fitiavana kanto misoko ?..."
Zozoro