Hevitra momba ny Aok izay

Hiverina amin'ny Aok izay
zonia ( 21/01/2012 11:24)
Misaotra betsaka an'i Raozigasy. Mahaliana no mafinairtra ilay tononkalo.
gemaS ( 20/02/2012 13:55)
gaigB nj1 zan tononkalonareo zan a!!!enjana B le 1gam-panA!!tena maay!!!za makanao ranga!!!
yhardina ( 22/06/2013 15:47)
mfnrtr e!!!!!
Dreamlover14 ( 11/10/2017 02:55)
Aoka izay ilay fanilihana an'i Dada nahavita
Aoka izay ilay tsara ivelany f'efa iarahana mahita
Fa ny tahotra azy kay no tena nanakanana
An'i dada tsy ho tafody, nanidiana ny seranana

Aoka koa mba tsy handihy tsy mbola tafavoaka ny ala
Fa ny fiainana mihoina, efa iaraha-mahalala
Fa i Dada dia hiverina ao anaty fitantanana
Na izao na 2018 no hisian'ny fifidianana
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0155