Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba ny Ilay
Hiverina amin'ny Ilay
Soarilala (
08/05/2011 16:08)
Ilay fihetsikao, izay nahasarika ahy
Sy ilay bitsikao, nambabo fanahy
Anembonako anao, foana hatramin'izao
Mandram-piandry ilay fotoana, hihaonana aminao
Sy ilay bitsikao, nambabo fanahy
Anembonako anao, foana hatramin'izao
Mandram-piandry ilay fotoana, hihaonana aminao
