Hevitra momba ny IRERY3

Hiverina amin'ny IRERY3
ampoka ( 19/11/2006 18:01)
tiako be ilay tononkalonao tiako satria mifono ankamantatra,mampiasa saina ireo sarin-teny ao anatiny mirary soa anao ny ntenako
raozigasy ( 19/11/2006 19:49)
Misaotra anao Ampoka fa tena ampoky ny fankasitrahana tokoa ny mpanoratra
kukuto ( 27/11/2006 18:32)
Efa nalefako taman'olona ilay tononkalo ry raozy a! Merci bcp de mazotoa manoratra
raozigasy ( 19/12/2006 01:53)
misaotra an'i kukuto e !!!!
andry 1000 ( 03/04/2015 06:37)
Tena manaiky e ! ohatrany hoe iainana le izy. Henjana 'nareo kah.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095