Hevitra momba ny Izaho tsy adala

Hiverina amin'ny Izaho tsy adala
Soarilala ( 18/10/2013 09:41)
Izaho tsy adala handany bala, amin'ny vorona tsy hohanina
Na be aza ireo mihaody, avy dia mitanitanina
Na dia maro aza no hitanao, izay mety hahafanina
Ny ahy ny haza tena tiako, dia izay tena mahamanina
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088