Hevitra momba ny MISY ANDRO

Hiverina amin'ny MISY ANDRO
rasobakobako ( 17/04/2009 13:48)
Misy andro indraindray
ahatsapako fa hay
tsy izaho irery kay
no misaina toy izay

Tafiditra anaty ny tononkalonao, misaotra e!
raozigasy ( 20/04/2009 23:57)
tsy misy fisaorana e
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095