Hevitra momba ny NANGORITSINA

Hiverina amin'ny NANGORITSINA
pissoa ( 09/03/2006 18:16)
Nangoritsina aho namaky ny tapany voalohany amin'ilay tononkalo ... Soa fa nisy hoe "Eny fiainana daholo izany, ka tsy arahina toloko,"
raozigasy ( 09/03/2006 23:35)
tena niainana
ilay fiainana

ny fitarainana
nisainana
arson ( 10/05/2006 12:33)
tena mahafinaritra ny mihaini ilay tonon-kalo satria tena otran'ny tenako mihitsy no voa na mbola tsy nianjady tamiko aza izany
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.016