Hevitra momba ny NOMENY
Hiverina amin'ny NOMENY
ampoka (
19/11/2006 18:06)
miaiky anao ny tenako ary tena manaiky
bitaka (
11/12/2006 07:53)
milay e, efa mba nisy tombony ho azy ny nomen'se na fitaka sy lainga aza satria efa nahazo Traik'efa izy mba hisy hoentina misedra ny fiainana na fitivana efa ambiny na ho ela mantsy na ho aingana dia tsy maintsy niainga foana izy...
Mitantsotia (
05/04/2013 13:42)
Enao kosa é...
