Hevitra momba ny te hihaona fotsiny

Hiverina amin'ny te hihaona fotsiny
Soarilala ( 01/07/2013 17:37)
Misaotra e!

Te hihaona fotsiny
Ho avy ny fotoana, ela niandrasana
Hahatsiarovanay, ireo rehetra lasana
Efa tsy andry mihintsy, ny hifankahitanay
Tsy te hihaona fotsiny, fa te hihaona indray
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096