Hevitra momba ny TONONKALO

Hiverina amin'ny TONONKALO
fiaritiana ( 21/03/2006 08:03)
hummm! tena mahafinaritra tokoa! mahereza e!
pissoa ( 21/03/2006 09:01)
Chapeau amin'ny aingam-panahy!
raozigasy ( 28/04/2006 21:01)
Misaotra amin'ilay satroka Pissoa a ! amin'izay tokoa ange tsy tratran'ny tanin'andro ny loha dia afaka miasa tsara e !
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0098