Hevitra momba ny KIVARIVARY

Hiverina amin'ny KIVARIVARY
toetra ( 16/05/2010 12:04)
Tsy afaka tao imolotra ity tononkalo ity tamin'ny fony kely. Kanefa dia indrisy fa izao vao fantatro fa i Ratsimba Georges no nanoratra azy.
dianaranaivo ( 14/06/2010 13:19)
ahatsiarovako ny fahazazana. Mahay ny mpanoratra nitantara azy toy izao
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0097