Vinavina . . . (RAZAFIMAHEFA M.Kelly)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Androany aho no vonona ka indro fa andeha
Aza hitako ka ianao no hilaza hoe :" Aleha mandeha "
Izay vao loza raha izany no mitranga
Satria ny fiainako mihitsy no hita fa ho banga
Rah misy tokoa izany,atao ahoana moa
Fa izay vao voadona ity fo
Saingy vivnavina ihany izany
Ka tsy ataoko mahakivy na mampitomany.


Ity foko mihitsy no tsy mety favao maika maniry
Ny hiaraka aminao amin' izay tsy manirery
Ary mitaky fitiavana malalaka fa tsy teritery
Andanina ny fotoana mba ho verivery
Ary amin' izany no atsapana ilay fitiavana fa mahery
Ka mahatonga antsika roa ho manjary feno hery
Hiatrehana ity fiainana izay mbola mistery
Anaty heritreritra no nahatsapako ilay fitiavana mahery.
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1238 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RAZAFIMAHEFA M.Kelly
Nampiditra : Tsi2
Daty : 01/09/2012 11:47
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135