Hevitra momba ny Poezia malahelo

Hiverina amin'ny Poezia malahelo
hasiniony ( 05/02/2011 10:10)
Kanefa hoy izaho:
mitrakà ry ilay varahi-nofo
fahafatesaha mitraho?
Resin'ny fitia niapofo...
Fa na hanototra ny tany
hanindry koa ny ralongahy
tsy faharesena letsy izany
Fa tsangambato ho an'IALAHY
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089