Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba ny MAHASONDRIANA...
Hiverina amin'ny MAHASONDRIANA...
hjravs (
01/06/2015 04:22)
fa tsy, hoe, zalahy ihany
no mety ho taitra amin'izany
fa ny amboa, ihany koa
tena mankafy tokoa
nofom-pe,
indrindra ange
ireo ravin-droa ao aoriana
nofon-kena mahasondriana
raha tsy voantsimbina
io ho rimbona!
Arofanina (
05/06/2015 07:00)
marina sady mahatsikaiky izany ry hjravs an!
mankasitraka ny amin'ilay setrin-tononkalo e!
mankasitraka ny amin'ilay setrin-tononkalo e!
