hanantena (Rmtn)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Androany ianao no hitako
nanatena mafy aho izao andro izao
hanatena nefa,...tsy haiko
ho inonao

tsy sasatra aho hilaza
fatiako foana ianao
aharitra hiandry izay
fara fitiavanao
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
690 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Rmtn
Nampiditra : Toary
Daty : 04/08/2006 08:03
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.013