Hevitra momba ny Aingampanahy Misy zatovo

Hiverina amin'ny Aingampanahy Misy zatovo
raims randriamalala ( 19/11/2018 15:47)
tsipelina diso : - tiko : tiako
- lotra : loatra
- ony : hono
- an'ilanao : anilanao
- mandrak'izay : mandrakizay
- fitinina : fintinina
ohabolana hoe " Ny fitia toy ny lamban'akoho ka faty no hisarahana".
tsy hoe manankina be fahantany fa mba manitsy ny diso tinazako eto a!!! ezaho hatrany ny tsipelina e, dia manorĂ ta foana e
raims randriamalala ( 19/11/2018 15:50)
ohabolana : "ny fanambadiana no toy ny lamban'akoho ka faty no hisarahana".
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0137