Hevitra momba ny Meteza ianao
Hiverina amin'ny Meteza ianao
mampikanto (
30/10/2003 15:37)
Mankasitraka indrindra Hery a!
Tena mahafinaritra tokoa , marina moa e!
KAnto
Tena mahafinaritra tokoa , marina moa e!
KAnto
rfanjav (
30/10/2003 15:56)
Tena miaiky aho fa manan-talenta ianao e!
Noty : tohizo fa tsara!
tsisy azo anampiana azy intsony!
Noty : tohizo fa tsara!
tsisy azo anampiana azy intsony!
Mitsoa (
29/09/2012 14:23)
tsis kianin.d azony maf sao jamba mfapitantan eo
