Hevitra momba ny Nofy sisa.....
Hiverina amin'ny Nofy sisa.....
Oully (
08/06/2004 15:04)
hhmmm!!!
hery (
08/06/2004 17:52)
Oups tononkalon-iza io_ hmmm >(
Manjary nahazo tononkalo tampoka i Tsiky dia ampy
Manjary nahazo tononkalo tampoka i Tsiky dia ampy
Malalason (
09/06/2004 11:02)
manja be ilay Tonon-kalo fa aza avela ho nofy fotsiny eny na dia hoe endrika niserana aza katsaho ihany aloha fa mety ho tanteraka ilay nofy
R.JO
R.JO
Malita (
09/10/2009 11:36)
ka mety nofy tsy azo tanterahina kooo, maro ny toy izany...
