Hevitra momba ny MBA VOLANA HONO AHO KA VOLANA !...

Hiverina amin'ny MBA VOLANA HONO AHO KA VOLANA !...
benasy ( 09/04/2009 09:32)
"Raha mbola tsy àry akory ny vatanao malia
Dia efa niantso anao ny kalo sy ny hira...
Fiainan'ny poeta , fiainana an-dakira..."
hjravs ( 17/04/2015 05:34)
nefa hoy Rado:
Volana mpamitaka iny,
f'efa maro ny kamory no nirakitra ny sariny
kanjo teo dia nidifiany
ka alon-dranomaso sisa no lanjain'ny fo marariny.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088