Ampidiro aloha ny tenimiafina
Faly mahita anao (Vivaldi)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ao anaty teny kely,No iarahabako anao,
Ry lay zakaiza tsaro,
Sy malalako izao,
Tsy mba vetson-kira na koa fanomezana fa,
fiarahabana kely ho fampaherezana ka,
Mazotoa mamaky, kiano izay vita, fa ny sosokevitrao no hanatsara atsika.
Vivaldi,.,.
--------
Rohy:
Sokajy :
Fiarahabana
