Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba ny Ny eo akaikinao
Hiverina amin'ny Ny eo akaikinao
nikopol (
16/06/2008 18:06)
Tiko be ty tonokalo ty, tahaky ny mahita hosodoko za
feno loko maro dia maro
feno loko maro dia maro
Sohitika (
18/06/2008 12:25)
Atongilano ange ny lohanao e,ho hitanao fa miaina tahaka ny onja (courbes)io, misy ambony sy ambany:-)misaotra nankafy azy.
