Commentaire à propos de Tsiambaratelon'ny fandresena

Revenir à Tsiambaratelon'ny fandresena
hahah ( 05/02/2004 11:22)
Nanaitra ahy ity tononkalo ity fa maneho hatrany fa fianarana ny fiainana fa tsy misy zavatra tonga dia hay izany. Hita koa eto fa ny mpanoratra dia olona be herim-po.
Mahereza manohy izany àry ry Voromailala, ary mba ho fahavononana ho amin'ny tsara ihany anefa izany fa tsy ho fianarana ny ratsy, satria izany no mampandroso sy ilain'ny manodidina anao.
voromailala ( 09/02/2004 00:16)
Misaotra an'i hahah naneho ny heviny sy nahatsapa ny tiako lazaina ary mamporisika hanohy.
Ary marina mihintsy ilay hoe "ho fahavononana ho amin'ny tsara ihany".


Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0099