You are here: home > Vetso

ANDRIANAMBININA Jérison Pascal Emile

zah ve dia sy fantatrareo e?
zah ihany le nambix mpikambana ato
bandy cool be sady sariaka foana
tsy manavakavaka na voky na noana
satria dia reveko daholo
na sola izy na lava volo
zay ihany fa rehefa avy eo indray e

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : nambix
Daty : 11/08/2005
Mpamangy : 1605
Mankafy : 0
Ankafizo