Ny serasera namana - ANDRIANAMBININA Jérison Pascal Emile
Azo vakiana?
Ny serasera namana no tena milay
Ny serasera namana no tena an-kafizinay
Na misy inona na misy inona
Tsy misy miala fa eo foana
Satria ao no ahitana ny mahasoa rehetra
Ny namana cool foana fa tsisy fetra
Manoro ny tsara hatrany
Satria mbola samy eto ambonin' ny tany
Ka ianao izay te ho pikambana ao
Misorata anarana izao dia izao
Hainga kaingana ihany fa sao dia tara
Ka sao dia feno ka ho diso anjara
Mombamomba
Mpanoratra : ANDRIANAMBININA Jérison Pascal Emile
Nampiditra : nambixDaty : 11/08/2005
Mpamangy : 1292
Mankafy : 2