Hevitra momba an'i Atrika.NTA

Hiverina amin'i Atrika.NTA
AtrikaNTA ( 24/10/2013 10:33)
Ny fiainana fifanohizana dingana maromaro,ary ny tsirairay no ho tompon'ny ho aviny.Izaho mamorona ny ho aviko,Ianao hamorona ny ho avinao ary ny fiarahatsika manangana vainga iray no hampijoro ny ho avin'ny Malagasy ka ho Madagasikara soa ny tanintsika.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0108