
Daty : 16/02/2017 11:22
Nijery : 1636
Tononkalo: 13 Jereo eto
Mankafy : 1 Ankafizo
Daniel.R
Raoelison Manitriniaina Daniel no tena anarako fa Daniel.R no entiko amin'ny maha mpanoratra ahy.Teraka ny faha-sivin'ny volana May 1998 tao Morondava Antehiroka ny tenako.Ankoatra ny maha mpanoratra ahy dia mpankafy baolina kitra ihany koa aho.Tsy mba manana diplaoma be koa anefa fa nentin'ny aingam-panahy ka tonga mpanoratra,indrindra fa ny tononkalo.
Rohy:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/daniel.r