Hampiditra sary Nampiditra : nikopol
Daty : 24/11/2004 19:42
Nijery : 14474
Tononkalo: 1 Jereo eto
Mankafy : 1 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

E.D. ANDRIAMALALA

E.D. Andriamalala dia mpanoratra kalaza nanome aina ny asa-soratra malagasy. Maro ny tantara nosoratany, anisan'izany ny "Fofombadiko". Tsy tantara fe tantara fotsiny nefa no nosoratany, fa nisy sangan'asa hafa nataony toy ny " Harem-pirenena " na "Maty ve Ratsimandrava?" .
Nametraka tononkalo iray nosoratany ao amin'ny vetso aho mba ho mariky ny fanetrehan-tena hananako eo anoloan'ny asa rehetra navelany ho an'ny taranaka aty afara.

Nikopol
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ed-andriamalala
Tononkalo ( 1)
Antsantononkalo
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0188