Hampiditra sary Nampiditra : Felana04
Daty : 20/02/2024 13:35
Nijery : 62
Tononkalo: 1 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Felana Radoniaina

Felana Radoniaina. Vehivavy mpanoratra teraka tamin'ny 12 Jolay 1982. Nanomboka nanoratra tamin'ny taona 1998 teo amin'ny faha enina ambin'ny folo taona.
Efa nanoratra boky mirakitra tononkalo sy tantara : Vetsom-pitia tsy ho levona. Navoaka tao amin'ny CEMDLAC Analakely ny volana Martsa 2020.
Manoratra tantara, tononkalo.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/felana-radoniaina
Tononkalo ( 1)
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144