Hevitra momba an'i harylovah

Hiverina amin'i harylovah
harylovah ( 03/06/2011 11:39)
Miarahaba ny mpikambana rehetra sy ny mpamaky. Misy vetsovetsom-po mba tiana hokaloina ka mba manasa anareo hianoka azy;Kaloy amin'izay mahamety azy e! Fa amiko misy lanjany kokoa ny zavatra ambara noho ny fomba hanambarana azy. Fantaro hoe inona no tiako holazaina na dia tsy nirindra aza ny fomba nilazako azy e! Misaotra antsika rehetra...
harylovah...
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.012