Hampiditra sary Nampiditra : hery3
Daty : 10/09/2015 06:21
Nijery : 1387
Tononkalo: 1 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Hery Nar Eric (Rh Mayam)

Hery Narindra Eric na ilay antsoina koa hoe Rh mayam dia mpanoratra teraka t@ 14 May 1993 tao MAHAZOARIVO Fandriana. Zanaky RATSIMBAZAFY Alfred sy RASOAMARO angeline izay samy mpampianatra avy koa. Mpianatra miofanana manokana ho mpampianatra ao @E.N.S AMPEFILOHA i RH Mayam. Nanomboka nanoratra t@ taona 2009 izy saingy ny tononkalo no tena ataony.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/hery-nar-eric-rh-mayam
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143