Hevitra momba an'i izaac

Hiverina amin'i izaac
Zoom140268 ( 22/02/2012 09:59)
Finaritra Rivolalaina
Rehefa mba mandalo eto Antananarivo iny dia mba mivilia ao amin'ny La Sainte Mahamasina manontany ny vaovao momba ny maintimolalin'ny lasaliana na maintimolalin'i La Sainte e!
Mirary soa
Zo
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0081