Nampiditra : emonate
Daty : 14/11/2009 17:22
Nijery : 2880
Tononkalo: 12 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

izaac

ALLIANCE FANEVA Isaac Lalaina notena anarako
fantatra am nianarana hoe rivolalaina

Teraka t@ 12 fevrier 1992 tany mix
miperaka eto madagascar
zanak'i RANAIVOMANANA MARIE joichim aurelien ( malagasy mizaka zo pirenena allemand)
sy ALLIANCE D'ABRAHAM moize colombe ( metis maurissien)

pianatra tao @ la sainte famille mahamasina 6em atram 1er 2nd sy 1er FM (Fabrication Mecanique )presdent de classe hiany ko zao tao .ARY LE PLUS PAUPULAIRE drindra tao an tsekoly

taty aorina kely dia najary nifindra taty janga zahay tany hiani ko no namaranako ny fianarako tao @lycée chtechnique taomahajanga (F.M) izay natao hoe PROMOTION ANIVERSAIR MAMOLAVA ZAY TAO SADY MAHAY

4 mianadahi izahay
NIRINA , SAROBIDY, VATO , ireo no raitampo
aty a mahajanga daholo izay

RAY hiany koa ny sipako
tsi mavita manejika 2
d' i G....H

eritrereto ageh hoe ni box savate siny karate no mivadi de mba otri ni ahona ary no fandehany rehefa raikitra ni ady koul lahy karate ny vavy boxe
tena mifankahazo be mihintsy zay satry bandi koul sy manaigy koul d loul be mohintsy

fiolamboly = foot sy karate (M.A.K.A
loko ina = manga. maitso. nena. VOLOPARASY
VONONA hifandray à ze te hifandray
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/izaac
Hevitra farany
Zoom140268 ( 22/02/2012 09:59)
Finaritra Rivolalaina
Rehefa mba mandalo eto Antananarivo iny dia mba mivilia ao amin'ny La Sainte Mahamasina manontany ny vaovao momba ny maintimolalin'ny lasaliana na maintimolalin'i La Sainte e!
Mirary soa
Zo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01