
Daty : 15/11/2013 15:21
Nijery : 11774
Tononkalo: 36 Jereo eto
Mankafy : 1 Ankafizo
'Lay fo hafa kely
'Lay fo hafa kely, na Randrianasolo Paul araka ny hita ao amin'ny sorapiankohonany, dia poeta vao misondrotra avy any amin'iny faritra Bongolava iny, kanefa manana fahamatorana eo amin'ny fomba fanoratra. Anisan'ireo mpanoratra sarotiny amin'ny tsipelinteny izy araka ny tsapa ao amin'ny sanganasany. Mifanerasera amin'ny poetan'izao vaninandro izao izy. Miboiboika aoka izany ny aingam-panahiny...
Rohy:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/lay-fo-hafa-kely