You are here: home > Vetso

trondro - 'Lay fo hafa kely

Azo vakiana?

Ny trondro dia zavatra tena malama
fihinina mafy toan-dry madama
eto amitsika dia betsaka azy
Na rano mitoetra na rano mipasazy

Sokajy : Tontolo iainana, zay

Hevitra mandeha

rakotondrasoa16 (25/07/2015 08:37:36)

tena tsara be

hery (11/11/2019 09:43:52)

Iza no mpanoratra an'ity?

Hametraka hevitra

Midira aloha