Hevitra momba an'i MAHAFALY Barson Lahivelo

Hiverina amin'i MAHAFALY Barson Lahivelo
osrabn ( 05/05/2005 20:42)
Ity tononkalo ity dia voasoratra tany amin'ny taona 1997 teo am-panatrehana ny fanadinana "baccalaureat". Onom-po fa tsy onon-tsaina nanoloana ny tsy fahombiazana izay efa hitan'ny mpanoratra fa maintsy hiseho eo amin'ny voka-panadinana no nahatonga azy nanoratra izao tononkalo izao. Azo am-piharina eo amin'ny lafi-piaianana maro samy hafa ihany koa anefa izany fiononana izany. Hoy ny Ntaolo: " Indray mandeha ve no manta vary dia handevin-tsotrobe?"
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.011