MAHAFALY Barson Lahivelo
Teraka tamin'ny 16 febroary 1980. Izany hoe 25 taona amin'izao. Manambady ary manan-janaka iray. Tia hira sy tononkalo ary mpamoronkira sy tia manoratra tononkalo rahateo. Fatra-piaro ny maha-Malagasy.
Hevitra mandeha
osrabn (05/05/2005 20:42:17)
Ity tononkalo ity dia voasoratra tany amin'ny taona 1997 teo am-panatrehana ny fanadinana "baccalaureat". Onom-po fa tsy onon-tsaina nanoloana ny tsy fahombiazana izay efa hitan'ny mpanoratra fa maintsy hiseho eo amin'ny voka-panadinana no nahatonga azy nanoratra izao tononkalo izao. Azo am-piharina eo amin'ny lafi-piaianana maro samy hafa ihany koa anefa izany fiononana izany. Hoy ny Ntaolo: " Indray mandeha ve no manta vary dia handevin-tsotrobe?"
Hametraka hevitra
Midira alohaSary
Hampiditra saryMombamomba
Nampiditra : osrabnDaty : 05/05/2005
Mpamangy : 1867
Mankafy : 0
Ankafizo