Hampiditra sary
Nampiditra :
mandrak
Daty : 26/12/2006 19:05
Nijery : 1621
Tononkalo: 1 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo Daty : 26/12/2006 19:05
Nijery : 1621
Tononkalo: 1 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Mandrak & Mirindrar
Tonokalo tsisy dikanyIndro atolotro izao
Haisoratra mitapy
Zay nomaniko ho anao
Sady tsy miady rima
No tsy manaja ny tsipelina
Teny maro nafangaro
Tsisy bedy tsisy nenina
Tsy natao omena isa
Na koa nosoratana hotsaraina
Fa embonn'y mamisavisa
Sy ny bandy tsy ampy maina.
Aleo faranako amin'izay
Dieny mbola tsy voakina
Fa raha mitohy ny antsoanso
Dia ny vato no hangina.
Ireto ary no mpanotra
Raha sanatria ka misy liana
I [b]Mandrak[/b] tapitr'ohatra
Sy [b]Miridrar[/b] fitsikiana.
Mody asiako hoe fitiavana
Satria io be mpamaky
Na d
Rohy:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/mandrak-mirindrar
Tononkalo ( 1)
Antsantononkalo
Mbola tsisy niantsa